| Entrée | 1 indray mitoraka | 
| Mots élémentaires | 2 indray, 3 mitoraka | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   indraika tsy misy fanampiny, ilazana fanaovan-javatra tokana tsy misy famerenana halaviran-tany mety ho tra-toraka (eo amin' ny dimampolo metatra eo) [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   once; lit. one throw. [1.2] | 
| Explications en français | 7   à la portée d' une pierre: à une cinquantaine de mètres au moins. [2.415#6646] | 
| Exemples | 8   Tapa-kevitra ny hanakifika azy tokoa izy indray mitoraka ity ka tamin' io fara-teniny io no hanehoany izany.Nisalasala sy nangataka andro ihany izy hatramin' izay, tamin' ny fangataham-panambadiana nasehon-dRavokatra azy.
[2.470] 9 Indraindray izahay maharitra tapa-bolana ao Toamasina ihany, fa tamin' ity indray mitoraka ity, nisy entana maika tsy maintsy nantinay ho any Mananara [2.471] | 
| Vocabulaire | 10 Temps 11 Espace | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |